John 16:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa tonga Izy dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa tonga Izy, dia handresy lahatra an’izao tontolo izao ny amin’ny fahotana, sy ny amin’ny fahamarinana, ary ny amin’ny fitsarana:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa tonga ilay Mpanolotsaina anareo, dia ny fahotan’izao tontolo izao, sy ny fahamarinako, ary ny fanamelohan’Andriamanitra no hampiaikeny an’izao tontolo izao:
Malagasy Bible 1865
Ary raha tonga Izy, dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa tonga Izy dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana:
malagasy
Ary raha tonga Izy, dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana: