John 16:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahotana, satria tsy mino Ahy izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny amin’ny fahotana, satria tsy mino Ahy izy ireo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fahotan’izao tontolo izao, satria tsy mino Ahy izao tontolo izao;
Malagasy Bible 1865
ny fahotana, satria tsy mino Ahy izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahotana, satria tsy mino Ahy izy;
malagasy
ny fahotana, satria tsy mino Ahy izy;