John 17:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nolazain’i Jesosy izany teny izany dia nanandratra ny masony ho amin’ny lanitra Izy ka niteny hoe: Ray ô, tonga ny fotoanandro; mankalazà ny Zanakao mba hankalazan’ny Zanaka Anao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa voalazan’i Jesoa izany, dia niandrandra ny lanitra Izy, ka nanao hoe: Raiko ô, tonga ny fotoana: omeo voninahitra ny Zanakao mba hanomezan’ny Zanaka voninahitra Anao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy nilaza izany i Jesoa, dia nanandratra ny masony any an-danitra ka nanao hoe: –Ray ô, tonga ny fotoanandro. Omeo voninahitra ny Zanakao mba hanomezan’ny Zanaka voninahitra Anao.
Malagasy Bible 1865
Rehefa nolazain'i Jesosy izany teny izany, dia nanandratra ny masony ho amin'ny lanitra Izy ka nanao hoe: Ray ô, tonga ny fotoana; mankalazà ny Zanakao, mba hankalazan'ny Zanaka Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nolazain’i Jesosy izany teny izany dia nanandratra ny masony ho amin’ny lanitra Izy ka niteny hoe: Ray ô, tonga ny fotoanandro; mankalazà ny Zanakao mba hankalazan’ny Zanaka Anao,
malagasy
Rehefa nolazain'i Jesosy izany teny izany, dia nanandratra ny masony ho amin'ny lanitra Izy ka nanao hoe: Ray ô, tonga ny fotoana; mankalazà ny Zanakao, mba hankalazan'ny Zanaka Anao.