John 17:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay Ahy rehetra dia Anao ary izay Anao dia Ahy; ary efa ankalazaina eo aminy Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa Anao izay Ahy rehetra, ary Ahy izay Anao rehetra, ary nahazo voninahitra amin’izy ireo Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa izay rehetra Ahy dia Anao ary izay rehetra Anao dia Ahy, sady efa nahazo voninahitra teo aminy Aho.
Malagasy Bible 1865
Ary izay Ahy rehetra dia Anao; ary izay Anao dia Ahy; ary efa ankalazaina eo aminy Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay Ahy rehetra dia Anao ary izay Anao dia Ahy; ary efa ankalazaina eo aminy Aho.
malagasy
Ary izay Ahy rehetra dia Anao; ary izay Anao dia Ahy; ary efa ankalazaina eo aminy Aho.