John 17:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy ho eto amin’izao tontolo izao intsony Aho, fa izy ireto no ho eto amin’izao tontolo izao, ary Izaho mankany Aminao. Ray masina ô, tehirizo ireo amin’ny anaranao izay nomenao Ahy mba ho iray ihany izy, tahaka ny maha iray Antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ho eto amin’izao tontolo izao intsony Aho; izy ireo no ho eto amin’izao tontolo izao, fa Izaho kosa ho any aminao. Ray masina ô, arovy amin’ny Anaranao izay nomenao Ahy, mba ho iray tahaka Antsika izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho eto amin’izao tontolo izao intsony Aho; ireo no ho eto amin’izao tontolo izao, fa Izaho kosa mankany aminao. Ray ô, masina Ianao, ka ilay anaranao efa nomenao Ahy hampahafantariko no itahirizo azy ireo, mba ho iray izy tahaka ny maha iray antsika.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy ho eto amin'izao tontolo izao intsony Aho, fa izy ireto no ho eto amin'izao tontolo izao, ary Izaho mankany aminao. Ray masina ô, tehirizo ireo amin'ny anaranao izay nomenao Ahy, mba ho iray ihany izy, tahaka ny mahiray Antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy ho eto amin’izao tontolo izao intsony Aho, fa izy ireto no ho eto amin’izao tontolo izao, ary Izaho mankany Aminao. Ray masina ô, tehirizo ireo amin’ny anaranao izay nomenao Ahy mba ho iray ihany izy, tahaka ny maha iray Antsika.
malagasy