John 17:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ankehitriny mankany Aminao Aho; ary izany teny izany no lazaiko eto amin’izao tontolo izao mba hananany ny fifaliako tanteraka ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ankehitriny mankany aminao Aho, ka manao izany fangatahana izany, dieny mbola amin’izao tontolo izao, mba hananan’izy ireo ny fifaliako tanteraka ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny mankany aminao Aho; ka izany teny izany no lazaiko dieny mbola eto aminao Aho; ka izany teny izany no lazaiko dieny mbola eto amin’izao tontolo izao Aho, mba hananan’ireo ny hafaliako tanteraka ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny mankany aminao Aho; ary izany teny izany no lazaiko eto amin'izao tontolo izao, mba hananany ny fifaliako tanteraka ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ankehitriny mankany Aminao Aho; ary izany teny izany no lazaiko eto amin’izao tontolo izao mba hananany ny fifaliako tanteraka ao aminy.
malagasy
Fa ankehitriny mankany aminao Aho; ary izany teny izany no lazaiko eto amin'izao tontolo izao, mba hananany ny fifaliako tanteraka ao aminy.