John 17:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho tsy mangataka Aminao mba hampiala azy amin’izao tontolo izao fa ny mba hiaro azy amin’ilay ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ny hanesoranao azy amin’izao tontolo izao no angatahiko, fa ny hiarovanao azy amin’ny ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ny hanesoranao azy amin’izao tontolo izao no ivavahako, fa ny hiarovanao azy amin’ ilay Ratsy.
Malagasy Bible 1865
Izaho tsy mangataka aminao mba hampiala azy amin'izao tontolo izao, fa ny mba hiaro azy amin'ny ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho tsy mangataka Aminao mba hampiala azy amin’izao tontolo izao fa ny mba hiaro azy amin’ilay ratsy.
malagasy
Izaho tsy mangataka aminao mba hampiala azy amin'izao tontolo izao, fa ny mba hiaro azy amin'ny ratsy. [Na: amin'ilay ratsy]