John 17:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy avy amin’izao tontolo izao izy, tahaka Ahy tsy avy amin’izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny tsy maha-olon’izao tontolo izao Ahy no tsy maha-olon’izao tontolo izao azy ireo koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy naman’izao tontolo izao ireo, tahaka ny tsy maha naman’izao tontolo izao Ahy.
Malagasy Bible 1865
Tsy naman izao tontolo izao izy, tahaka Ahy tsy naman 'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy avy amin’izao tontolo izao izy, tahaka Ahy tsy avy amin’izao tontolo izao.
malagasy
Tsy naman izao tontolo izao izy, tahaka Ahy tsy naman'izao tontolo izao.