John 17:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny nanirahanao Ahy ho amin’izao tontolo izao no mba nanirahako azy kosa ho amin’izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny nanirahanao Ahy ho ao amin’izao tontolo izao no nanirahako azy ho ao amin’izao tontolo izao koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny nanirahanao Ahy ho eo amin’izao tontolo izao no nanirahako azy ho eo amin’izao tontolo izao koa.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny nanirahanao Ahy ho amin'izao tontolo izao no mba nanirahako azy kosa ho amin'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny nanirahanao Ahy ho amin’izao tontolo izao no mba nanirahako azy kosa ho amin’izao tontolo izao.
malagasy
Tahaka ny nanirahanao Ahy ho amin'izao tontolo izao no mba nanirahako azy kosa ho amin'izao tontolo izao.