John 17:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho an’ireto no anamasinako ny tenako mba hanamasinan’ny fahamarinanao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manamasina ny Tenako ho azy ireo Aho, mba hohamasinina amin’ny fahamarinana koa izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho azy ireo no anokanako tena aminao, mba ho voatokana ho Anao araka ny hafatra marim-pototra koa ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary ho an'ireto no anamasinako ny tenako, mba hanamasinan'ny fahamarinanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho an’ireto no anamasinako ny tenako mba hanamasinan’ny fahamarinanao azy.
malagasy
Ary ho an'ireto no anamasinako ny tenako, mba hanamasinan'ny fahamarinanao azy.