John 17:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy ho an’ireto ihany no angatahako fa ho an’izay mino Ahy koa noho ny teniny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ho azy ireto ihany no angatahako, fa ho an’izay hino Ahy noho ny teniny koa:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho an’ireto ihany no ivavahako, fa ho an’izay mino Ahy koa noho ny teniny.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy ho an'ireto ihany no angatahako, fa ho an'izay mino Ahy koa noho ny teniny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy ho an’ireto ihany no angatahako fa ho an’izay mino Ahy koa noho ny teniny;
malagasy
Nefa tsy ho an'ireto ihany no angatahako, fa ho an'izay mino Ahy koa noho ny teniny;