John 17:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka Anao Ray ato Amiko ary Izaho koa ao Aminao, mba ho ao Amintsika koa izy; mba hinoan’izao tontolo izao fa Ianao no naniraka Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho iray izy rehetra, tahaka Anao, Ray, ato amiko, ary Izaho ao aminao, ary mba ho iray ao amintsika koa izy, ka hinoan’ny olona fa Ianao no naniraka Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivavaka Aho mba ho iray izy rehetra: Ray ô, enga anie ho ao anatintsika izy rehetra tahaka Anao ato anatiko ary Izaho ao anatinao, mba hinoan’izao tontolo izao fa Ianao no naniraka Ahy.
Malagasy Bible 1865
mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka Anao Ray ato amiko, ary Izaho koa ao aminao, mba ho ao amintsika koa izy; mba hinoan'izao tontolo izao fa Hianao no naniraka Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka Anao Ray ato Amiko ary Izaho koa ao Aminao, mba ho ao Amintsika koa izy; mba hinoan’izao tontolo izao fa Ianao no naniraka Ahy.
malagasy
mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka Anao Ray ato amiko, ary Izaho koa ao aminao, mba ho ao amintsika koa izy; mba hinoan'izao tontolo izao fa Hianao no naniraka Ahy.