John 17:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nomeko azy ny voninahitra izay nomenao Ahy, mba ho iray izy, tahaka ny maha iray Antsika:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nomeko azy ny voninahitra nomenao Ahy, mba ho iray izy tahaka ny maha-iray Antsika:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nomeko azy ireo ny voninahitra nomenao Ahy mba ho iray izy tahaka ny maha iray antsika:
Malagasy Bible 1865
Ary nomeko azy ny voninahitra izay nomenao Ahy, mba ho iray izy, tahaka ny mahiray Antsika:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nomeko azy ny voninahitra izay nomenao Ahy, mba ho iray izy, tahaka ny maha iray Antsika:
malagasy
Ary nomeko azy ny voninahitra izay nomenao Ahy, mba ho iray izy, tahaka ny mahiray Antsika: