John 17:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho ao aminy ary Ianao ato Amiko, mba ho tanteraka ho iray izy, mba ho fantatr’izao tontolo izao fa efa naniraka Ahy Ianao sady efa tia azy tahaka ny nitiavanao Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho moa ao aminy, Ianao kosa ato amiko, mba ho tena iray tokoa izy ireo, ka ho fantatr’izao tontolo izao fa Ianao no naniraka Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho ao anatiny, Ianao ato anatiko, hany ka ho iray tanteraka izy, dia ho fantatr’izao tontolo izao fa Ianao no naniraka Ahy sady Ianao efa tia azy ireo tahaka ny nitiavanao Ahy.
Malagasy Bible 1865
Izaho ao aminy, ary Hianao ato amiko, mba ho tanteraka ho iray izy, mba ho fantatr'izao tontolo izao fa Hianao efa naniraka Ahy sady efa tia azy tahaka ny nitiavanao Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho ao aminy ary Ianao ato Amiko, mba ho tanteraka ho iray izy, mba ho fantatr’izao tontolo izao fa efa naniraka Ahy Ianao sady efa tia azy tahaka ny nitiavanao Ahy.
malagasy
Izaho ao aminy, ary Hianao ato amiko, mba ho tanteraka ho iray izy, mba ho fantatr'izao tontolo izao fa Hianao efa naniraka Ahy sady efa tia azy tahaka ny nitiavanao Ahy.