John 17:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary efa nampahafantariko azy ny anaranao ary mbola hampahafantariko ihany, mba ho ao aminy ny fitiavana izay nitiavanao Ahy ary Izaho koa ho ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nampahafantariko ny Anaranao izy, sady mbola hampahafantariko koa, mba ho ao aminy ny fitiavana izay nitiavanao Ahy, ary mba ho ao aminy koa Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nampahafantariko azy ireo ny anaranao sady mbola hampahafantariko hatrany, mba ho ao amin’ireo ny fitiavana izay nitiavanao Ahy ary mba ho ao anatiny koa Aho.
Malagasy Bible 1865
Ary efa nampahafantariko azy ny anaranao, ary mbola hampahafantariko ihany, mba ho ao aminy ny fitiavana izay nitiavanao Ahy, ary Izaho koa ho ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary efa nampahafantariko azy ny anaranao ary mbola hampahafantariko ihany, mba ho ao aminy ny fitiavana izay nitiavanao Ahy ary Izaho koa ho ao aminy.
malagasy
Ary efa nampahafantariko azy ny anaranao, ary mbola hampahafantariko ihany, mba ho ao aminy ny fitiavana izay nitiavanao Ahy, ary Izaho koa ho ao aminy.