John 17:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ankehitriny, Ray ô, mankalazà Ahy amin’ny tenanao, dia amin’ny voninahitra niarahako nanana Taminao, fony tsy mbola ary izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny kosa dia Anao, Raiko ô, ny manome voninahitra Ahy eo aminao, dia ny voninahitra ananako tao aminao talohan’ny nahariana izao tontolo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ray ô, omeo voninahitra eo anilanao kosa Aho ankehitriny; eny, omeo Ahy ilay voninahitra niarahako nanana taminao, fony tsy mbola ary izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny, Ray ô, mankalazà Ahy amin'ny tenanao, dia amin'ny voninahitra niarahako nanana taminao, fony tsy mbola ary izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ankehitriny, Ray ô, mankalazà Ahy amin’ny tenanao, dia amin’ny voninahitra niarahako nanana Taminao, fony tsy mbola ary izao tontolo izao.
malagasy
Ary ankehitriny, Ray ô, mankalazà Ahy amin'ny tenanao, dia amin'ny voninahitra niarahako nanana taminao, fony tsy mbola ary izao tontolo izao.