John 17:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny teny izay nomenao Ahy dia nomeko azy kosa, ary noraisiny ka fantany marina tokoa fa avy Taminao Aho; ary nino izy fa Ianao no naniraka Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria nomeko azy ny teny nomenao Ahy ka noraisiny; dia fantany marina fa avy aminao Aho, ary ninoany tokoa fa Ianao no naniraka Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny teny izay nomenao Ahy dia efa nomeko azy ireo ary noraisiny; ka fantany marina fa nivoaka avy any aminao Aho, ary ninoany fa Ianao no naniraka Ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny teny izay nomenao Ahy dia nomeko azy kosa, ary noraisiny, ka fantany marina tokoa fa avy taminao Aho; ary nino izy fa Hianao no naniraka Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny teny izay nomenao Ahy dia nomeko azy kosa, ary noraisiny ka fantany marina tokoa fa avy Taminao Aho; ary nino izy fa Ianao no naniraka Ahy.
malagasy
Fa ny teny izay nomenao Ahy dia nomeko azy kosa, ary noraisiny, ka fantany marina tokoa fa avy taminao Aho; ary nino izy fa Hianao no naniraka Ahy.