John 17:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangataka ho azy Aho; tsy mangataka ho an’izao tontolo izao Aho, fa ho an’izay nomenao Ahy satria Anao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangataka ho azy ireo Aho. Tsy mangataka ho an’izao tontolo izao Aho, fa ho an’izay nomenao Ahy, satria Anao izy ireo
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho azy ireo no ivavahako; tsy ho an’izao tontolo izao no ivavahako, fa ho an’ireo nomenao Ahy: satria Anao ireo,
Malagasy Bible 1865
Izaho mangataka ho azy; tsy mangataka ho an'izao tontolo izao Aho, fa ho an'izay nomenao Ahy, satria Anao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangataka ho azy Aho; tsy mangataka ho an’izao tontolo izao Aho, fa ho an’izay nomenao Ahy satria Anao izy.
malagasy
Izaho mangataka ho azy; tsy mangataka ho an'izao tontolo izao Aho, fa ho an'izay nomenao Ahy, satria Anao izy.