John 18:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa voalazan’i Jesosy izany teny izany dia nandeha Izy mbamin’ny mpianany ka nita ny lohasahan-driaka Kidrona; ary nisy saha teo, izay nidiran’Izy sy ny mpianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa voalazan’i Jesoa izany, dia lasa Izy sy ny mpianany nankany an-dafin’ny riakan’i Sedrôna, izay nisy saha anankiray nidiran’Izy sy ny mpianany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa voalazan’i Jesoa izany, dia lasa Izy mbamin’ny mpianany nandeha nankeny andafin’ny lohasahan-driaka atao hoe Kidrôna; ary nisy saha anankiray teo, izay nidiran’Izy sy ny mpianany.
Malagasy Bible 1865
Rehefa voalazan'i Jesosy izany teny izany, dia nandeha Izy mbamin'ny mpianany ka nita ny lohasahan-driaka Kidrona; ary nisy saha teo, izay nidiran'izy sy ny mpianany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa voalazan’i Jesosy izany teny izany dia nandeha Izy mbamin’ny mpianany ka nita ny lohasahan-driaka Kidrona; ary nisy saha teo, izay nidiran’Izy sy ny mpianany.
malagasy
Rehefa voalazan'i Jesosy izany teny izany, dia nandeha Izy mbamin'ny mpianany ka nita ny lohasahan-driaka Kidrona; ary nisy saha teo, izay nidiran'izy sy ny mpianany.