John 18:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy tamin’i Petera: Ampidiro amin’ny tranony ny sabatrao; tsy hosotroiko va ny kapoaka nomen’ny Raiko Ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa tamin’i Piera: «Ampidiro amin’ny tranony ny sabatrao: tsy hosotroiko va ny kapoaka nomen’ny Ray Ahy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa tamin’i Petera: –Ampidiro amin’ny tranony ny sabatrao. Tsy hiaretako ve ny anjara fijaliana nomen’ny Ray Ahy?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy tamin'i Petera: Ampidiro amin'ny tranony ny sabatrao; ny kapoaka nomen'ny Raiko Ahy tsy hosotroiko va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy tamin’i Petera: Ampidiro amin’ny tranony ny sabatrao; tsy hosotroiko va ny kapoaka nomen’ny Raiko Ahy?
malagasy
Dia hoy Jesosy tamin'i Petera: Ampidiro amin'ny tranony ny sabatrao; ny kapoaka nomen'ny Raiko Ahy tsy hosotroiko va?