John 18:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny miaramila iray toko sy ny mpifehy arivo ary ny mpiambina tamin’ny Jiosy dia nisambotra an’i Jesosy ka namatotra Azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay ny antoko-miaramila sy ny tomponarivo ary ny mpiandry raharaha nirahin’ny Jody, dia nisambotra an’i Jesoa, ka namatotra Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny antoko miaramila sy ny komandy ary ny mpiandry raharaha nirahin’ireo manampahefana jiosy dia nisambotra an’i Jesoa ka namatotra Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny miaramila iray toko sy ny mpifehy arivo ary ny mpiandry raharaha tamin'ny Jiosy dia nisambotra an'i Jesosy ka namatotra Azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny miaramila iray toko sy ny mpifehy arivo ary ny mpiambina tamin’ny Jiosy* dia nisambotra an’i Jesosy ka namatotra Azy,
malagasy
Ary ny miaramila iray toko sy ny mpifehy arivo ary ny mpiandry raharaha tamin'ny Jiosy dia nisambotra an'i Jesosy ka namatotra Azy,