John 18:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nitondra Azy tany amin’i Anasy aloha, fa izy no rafozan’i Kaiafa, Mpisoronabe tamin’izany taona izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tany amin’i Ana aloha no nitondrany Azy, fa io no rafozan’i Kaifa izay lehiben’ny mpisorona tamin’izany taona izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany amin’i Hàna aloha no nitondrany Azy, fa i Hanà no rafozan’i Kaiafa izay mpisorombe tamin’izany taona izany.
Malagasy Bible 1865
dia nitondra Azy tany amin'i Anasy aloha, fa izy no rafozan'i Kaiafa, mpisoronabe tamin'izany taona izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nitondra Azy tany amin’i Anasy aloha, fa izy no rafozan’i Kaiafa, Mpisoronabe* tamin’izany taona izany.
malagasy
dia nitondra Azy tany amin'i Anasy aloha, fa izy no rafozan'i Kaiafa, mpisoronabe tamin'izany taona izany.