John 18:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Kaiafa dia ilay nanome saina ny Jiosy hoe mahatsara raha maty ny olona iray hamonjena ny firenena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary i Kaifa kosa no ilay nanome saina ny Jody hoe mahasoa raha maty ho an’ny vahoaka ny lehilahy anankiray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Kaiafa kosa no ilay nanome hevitra ireo manampahefana jiosy hoe: «Tsara raha maty ho an’ny vahoaka ny lehilahy anankiray.»
Malagasy Bible 1865
Ary Kaiafa no ilay nanome saina ny Jiosy fa mahatsara raha maty ny olona anankiray hamonjy ny firenena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Kaiafa dia ilay nanome saina ny Jiosy hoe mahatsara raha maty ny olona iray hamonjena ny firenena.
malagasy
Ary Kaiafa no ilay nanome saina ny Jiosy fa mahatsara raha maty ny olona anankiray hamonjy ny firenena.