John 18:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny ankizivavy mpiandry vavahady tamin’i Petera: Moa ianao mba isan’ny mpianatr’io lehilahy io? Hoy izy: Tsy izy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ity ankizivavy mpiandry vavahady tamin’i Piera: «Moa tsy isan’ny mpianatr’io Lehilahy io koa va ianao?» Ary hoy izy: «Tsia.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ity mpiandry vavahady tamin’i Petera: –Ianao koa ve tsy isan’ny mpianatr’iny Lehilahy iny? Dia novaliany hoe: –Tsia, tsy anisany aho!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny ankizivavy mpiandry vavahady tamin'i Petera: Moa ianao mba isan'ny mpianatr'io Lehilahy io? Hoy izy: Tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny ankizivavy mpiandry vavahady tamin’i Petera: Moa ianao mba isan’ny mpianatr’io lehilahy io? Hoy izy: Tsy izy aho.
malagasy
Ary hoy ny ankizivavy mpiandry vavahady tamin'i Petera: Moa ianao mba isan'ny mpianatr'io Lehilahy io? Hoy izy: Tsia.