John 18:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanadina an’i Jesosy ny amin’ny mpianany sy ny fampianarany ny Mpisoronabe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny lehiben’ny mpisorona nanadina an’i Jesoa ny amin’ny mpianany sy ny fampianarany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Hàna mpisorombe dia nanadina an’i Jesoa momba ny mpianany sy ny fampianarany,
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisoronabe nanadina an'i Jesosy ny amin'ny mpianany sy ny fampianarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanadina an’i Jesosy ny amin’ny mpianany sy ny fampianarany ny Mpisoronabe*.
malagasy
Ary ny mpisoronabe nanadina an'i Jesosy ny amin'ny mpianany sy ny fampianarany.