John 18:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jodasy koa, ilay namadika Azy, dia nahafantatra izany toerana izany satria mpankao matetika Jesosy mbamin’ny mpianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatr’i Jodasy ilay namadika Azy koa io toerana io, satria falehan’i Jesoa sy ny mpianany matetika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatr’i Jodasy, ilay efa hanolotra Azy, io toerana io satria falehan’i Jesoa mbamin’ny mpianany matetika.
Malagasy Bible 1865
Ary Jodasy koa, ilay namadika Azy, dia nahalala izany tany izany, satria mpankao matetika Jesosy mbamin'ny mpianany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jodasy koa, ilay namadika Azy, dia nahafantatra izany toerana izany satria mpankao matetika Jesosy mbamin’ny mpianany.
malagasy
Ary Jodasy koa, ilay namadika Azy, dia nahalala izany tany izany, satria mpankao matetika Jesosy mbamin'ny mpianany.