John 18:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy namaly azy hoe: Izaho niteny miharihary tamin’izao tontolo izao; Izaho nampianatra mandrakariva tao amin’ny sinagoga sy tao amin’ny tempoly, izay iangonan’ny Jiosy rehetra; ary tsy nisy nolazaiko tao amin’ny takona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy i Jesoa namaly azy: «Niteny ampahibemaso tamin’ny olona rehetra Aho, ary nampianatra mandrakariva tao amin’ny sinagoga sy ny Tempoly, izay ivorian’ny Jody rehetra, fa tsy nilaza na inona na inona an-takona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka novalian’i Jesoa hoe: –Izaho dia niteny an-karihary tamin’ izao tontolo izao; Izaho dia nampianatra mandrakariva tao amin’ny sinagôga sy teo an- kianjan’ny tempoly izay ivorian’ny Jiosy rehetra fa tsy niteny na inona na inona an-takona.
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly azy hoe: Izaho niteny miharihary tamin'izao tontolo izao; Izaho nampianatra mandrakariva tao amin'ny synagoga sy ny kianjan'ny tempoly, izay iangonan'ny Jiosy rehetra; ary tsy nisy nolazaiko tao amin'ny takona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy namaly azy hoe: Izaho niteny miharihary tamin’izao tontolo izao; Izaho nampianatra mandrakariva tao amin’ny sinagoga* sy tao amin’ny tempoly, izay iangonan’ny Jiosy* rehetra; ary tsy nisy nolazaiko tao amin’ny takona;
malagasy
Jesosy namaly azy hoe: Izaho niteny miharihary tamin'izao tontolo izao; Izaho nampianatra mandrakariva tao amin'ny synagoga sy ny kianjan'ny tempoly, izay iangonan'ny Jiosy rehetra; ary tsy nisy nolazaiko tao amin'ny takona;