John 18:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa nahoana no manontany Ahy ianao? Ireo izay nihaino no anontanio izay nolazaiko taminy; fa ireo no mahalala izay nolazaiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ahoana no anontanianao Ahy? Ireo nihaino Ahy no anontanio izay voalazako taminy, fa ireo no mahalala izay nampianariko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ahoana no anontanianao Ahy? Ireo nihaino Ahy anontaniana izay noteneniko taminy, fa ireo no mahalala izay nolazaiko.
Malagasy Bible 1865
koa nahoana no manontany Ahy ianao? Ireo nihaino no anontanio izay nolazaiko taminy; fa ireo no mahalala izay nolazaiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa nahoana no manontany Ahy ianao? Ireo izay nihaino no anontanio izay nolazaiko taminy; fa ireo no mahalala izay nolazaiko.
malagasy
koa nahoana no manontany Ahy ianao? Ireo nihaino no anontanio izay nolazaiko taminy; fa ireo no mahalala izay nolazaiko.