John 18:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nilaza izany teny izany Izy dia namely tehamaina an’i Jesosy ny mpiambina iray izay nitsangana teo sady niteny hoe: Izany va no famalinao ny Mpisoronabe?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nilaza izany i Jesoa, dia nasian’ny mpiandry raharaha anankiray tehamaina sy nataony hoe: «Izany ve no famalinao ny lehiben’ny mpisorona?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nilaza izany i Jesoa, dia nisy anankiray tamin’ny mpiandry raharaha teo namely tahamaina Azy sady nanao hoe: –Izany ve no famalinao ny mpisorombe?
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nilaza izany teny izany Izy, ny mpiandry raharaha anankiray izay nitsangana teo dia namely tahamaina an'i Jesosy ka nanao hoe: Izany va no famalinao ny mpisoronabe?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nilaza izany teny izany Izy dia namely tehamaina an’i Jesosy ny mpiambina iray izay nitsangana teo sady niteny hoe: Izany va no famalinao ny Mpisoronabe?
malagasy
Ary rehefa nilaza izany teny izany Izy, ny mpiandry raharaha anankiray izay nitsangana teo dia namely tahamaina an'i Jesosy ka nanao hoe: Izany va no famalinao ny mpisoronabe? [Na: tehina]