John 18:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy: Raha ratsy no nolazaiko, ambarao izay maha ratsy azy; fa raha tsara ihany kosa, nahoana no dia mamely Ahy ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jesoa namaly azy hoe: «Raha ratsy ny teniko, lazao izay ratsy; fa raha tsara ihany kosa, nahoana no dia mamely Ahy ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa namaly azy: –Raha ratsy ny teniko, lazao ny maha ratsy azy; fa raha tsara ihany kosa, nahoana no dia mamely Ahy ianao?
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly azy hoe: Raha niteny ratsy Aho, ambarao izay ratsy; fa raha tsara ihany kosa, nahoana no dia mamely Ahy ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy: Raha ratsy no nolazaiko, ambarao izay maha ratsy azy; fa raha tsara ihany kosa, nahoana no dia mamely Ahy ianao?
malagasy
Jesosy namaly azy hoe: Raha niteny ratsy Aho, ambarao izay ratsy; fa raha tsara ihany kosa, nahoana no dia mamely Ahy ianao?