John 18:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasain’i Anasy noentina am-patorana ho any amin’i Kaiafa izay Mpisoronabe Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasain’i Ana nentina am-patorana ho any amin’i Kaifa lehiben’ny mpisorona Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Jesoa dia nasain’i Hàna nentina am-patorana ho any amin’i Kaiafa mpisorombe.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nasain'i Anasy nentina tamin'ny fatorany ho any amin'i Kaiafa mpisoronabe Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasain’i Anasy noentina am-patorana ho any amin’i Kaiafa izay Mpisoronabe Izy.
malagasy
Ary dia nasain'i Anasy nentina tamin'ny fatorany ho any amin'i Kaiafa mpisoronabe Izy.