John 18:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nijanona namindro teo i Simona Petera. Dia nisy nilaza taminy hoe: Moa ianao koa mba isan’ny mpianany? Fa nandà izy hoe: Tsy izy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Simôna Piera nijanona namindro teo koa, ka nisy nanao taminy hoe: «Moa tsy isan’ny mpianany koa va ianao?» Fa nandà izy nanao hoe: «Tsia.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Simôna Petera kosa mbola nijanona namindro teo, ka nisy nilaza taminy hoe: –Ianao koa ve tsy isan’ny mpianatr ’iny Lehilahy iny? Fa nandà izy nanao hoe: –Tsia, tsy anisany aho!
Malagasy Bible 1865
Ary Simona Petera nijanona namindro. Dia nisy nilaza taminy hoe: Moa ianao koa mba isan'ny mpianany? Fa izy nandà ka nanao hoe: Tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nijanona namindro teo i Simona Petera. Dia nisy nilaza taminy hoe: Moa ianao koa mba isan’ny mpianany? Fa nandà izy hoe: Tsy izy aho.
malagasy
Ary Simona Petera nijanona namindro. Dia nisy nilaza taminy hoe: Moa ianao koa mba isan'ny mpianany? Fa izy nandà ka nanao hoe: Tsia.