John 18:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny iray tamin’ny mpanompon’ny Mpisoronabe, havan’ilay nokapain’i Petera sofina: Tsy efa hitako niaraka Taminy tao anaty saha va ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy koa ny anankiray tamin’ny mpanompon’ny lehiben’ny mpisorona, izay havan’ilay notapahin’i Piera sofina: «Tsy ianao va ilay hitako niaraka taminy tao anaty saha?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny anankiray tamin’ireo mpanompon’ny mpisorombe, havan’ilay nokapain’i Petera ny sofiny: –Tsy efa hitako niaraka taminy tao anaty saha ve ianao?
Malagasy Bible 1865
Hoy ny anankiray tamin'ny mpanompon'ny mpisoronabe havan'ilay nokapain'i Petera ny sofiny: Tsy efa hitako teo aminy tao anaty saha va ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny iray tamin’ny mpanompon’ny Mpisoronabe*, havan’ilay nokapain’i Petera sofina: Tsy efa hitako niaraka Taminy tao anaty saha va ianao?
malagasy
Hoy ny anankiray tamin'ny mpanompon'ny mpisoronabe havan'ilay nokapain'i Petera ny sofiny: Tsy efa hitako teo aminy tao anaty saha va ianao?