John 18:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandà indray i Petera; ary niaraka tamin’izay dia nisy akoho naneno.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nandà indray i Piera, ary niaraka tamin’izay dia nisy akoho naneno.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nandà indray i Petera; ary niaraka tamin’izay dia nisy akoho naneno.
Malagasy Bible 1865
Dia nandà indray Petera; ary niaraka tamin'izay dia nisy akoho naneno.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandà indray i Petera; ary niaraka tamin’izay dia nisy akoho naneno.
malagasy
Dia nandà indray Petera; ary niaraka tamin'izay dia nisy akoho naneno.