John 18:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nivoaka ho eo aminy teo ivelany i Pilato ka niteny hoe: Inona moa no iampanganareo io lehilahy io?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa i Pilaty no nivoaka nanatona azy ireo teo alatrano, nanao hoe: «Inona no iampanganareo io Lehilahy io?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia i Pilato no nivoaka nanatona azy teo alatrano ka nanao hoe: –Inona no iampanganareo io Lehilahy io?
Malagasy Bible 1865
Ary Pilato nivoaka ho eo aminy teo ivelany ka nanao hoe: Inona moa no iampanganareo io Lehilahy io?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nivoaka ho eo aminy teo ivelany i Pilato ka niteny hoe: Inona moa no iampanganareo io lehilahy io?
malagasy
Ary Pilato nivoaka ho eo aminy teo ivelany ka nanao hoe: Inona moa no iampanganareo io Lehilahy io?