John 18:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nahazo miaramila iray toko sy mpiambina avy tamin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo i Jodasy dia nankao nitondra fanilo sy fanala ary fiadiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nony voarainy ny antoko-miaramila iray sy ny mpiandry raharaha avy amin’ny lohandohan’ny mpisorona sy ny Farisianina, dia nankao izy nitondra fanala sy fanilo, ary fiadiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka nony voarain’i Jodasy ny antoko miaramila iray sy ny mpiandry raharaha avy tamin’ny lohandoha-mpisorona sy ny Farisianina, dia nankeo amin’ilay toerana izy iray tarika nitondra fanilo sy fanala ary fiadiana.
Malagasy Bible 1865
Ary Jodasy, rehefa nahazo ny miaramila iray toko sy mpiandry raharaha avy tamin'ny lohan'ny mpisorona sy ny Fariseo, dia nankeo nitondra fanilo sy fanala ary fiadiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nahazo miaramila iray toko sy mpiambina avy tamin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo* i Jodasy dia nankao nitondra fanilo sy fanala ary fiadiana.
malagasy
Ary Jodasy, rehefa nahazo ny miaramila iray toko sy mpiandry raharaha avy tamin'ny lohan'ny mpisorona sy ny Fariseo, dia nankeo nitondra fanilo sy fanala ary fiadiana.