John 18:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly ireo hoe: Raha tsy mpanao ratsy Izy, tsy mba natolotray anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navalin’izy ireo azy: «Raha tsy mpanao ratsy Izy, dia tsy ho natolotray anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’ireo hoe: –Raha toa mpanao ratsy Izy, dia tsy ho natolotray anao!
Malagasy Bible 1865
Dia namaly ireo ka nanao taminy hoe: Raha tsy mpanao ratsy Izy, dia tsy mba natolotray anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly ireo hoe: Raha tsy mpanao ratsy Izy, tsy mba natolotray anao.
malagasy
Dia namaly ireo ka nanao taminy hoe: Raha tsy mpanao ratsy Izy, dia tsy mba natolotray anao.