John 18:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Pilato taminy: Entonareo Izy ka tsarao araka ny lalànanareo. Hoy ny Jiosy taminy: Izahay dia tsy manam-pahefana hahafaty olona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Pilaty taminy: «Ento izy, ka tsarao araka ny lalànareo.» Fa hoy ny Jody namaly azy: «Tsy manam-pahefana hanamelo-ko faty izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Pilato taminy: –Ento Izy, ka tsarao araka ny lalànanareo. Fa hoy ny Jiosy taminy: –Tsy manam-pahefana hahafaty olona izahay.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Pilato taminy: Entonareo Izy, ka tsarao araka ny lalànareo. Hoy ny Jiosy taminy: Izahay tsy manam-pahefana hahafaty olona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Pilato taminy: Entonareo Izy ka tsarao araka ny lalànanareo. Hoy ny Jiosy* taminy: Izahay dia tsy manam-pahefana hahafaty olona;
malagasy
Ary hoy Pilato taminy: Entonareo Izy, ka tsarao araka ny lalànareo. Hoy ny Jiosy taminy: Izahay tsy manam-pahefana hahafaty olona;