John 18:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izany dia mba hahatanteraka ny tenin’i Jesosy izay nolazainy ka nanambarany ny fomban’ny fahafatesana izay efa hiaretany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no tonga dia mba hahatanteraka ny teny nambaran’i Jesoa momba ny fahafatesana hanjò Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany dia mba hahatanteraka ny teny nolazain’i Jesoa nanambara ny karazam-pahafatesana efa hanjo Azy.
Malagasy Bible 1865
mba hahatanteraka ny tenin'i Jesosy izay nolazainy nanambara ny fomban'ny fahafatesana izay efa hiaretany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izany dia mba hahatanteraka ny tenin’i Jesosy izay nolazainy ka nanambarany ny fomban’ny fahafatesana izay efa hiaretany.
malagasy
mba hahatanteraka ny tenin'i Jesosy izay nolazainy nanambara ny fomban'ny fahafatesana izay efa hiaretany.