John 18:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niditra tao anaty lapa indray i Pilato, dia niantso an’i Jesosy ka niteny Taminy hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niditra tao an-trano i Pilaty, ka niantso an’i Jesoa sy nanao taminy hoe: «Moa mpanjakan’ny Jody va Ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia niditra tao an-dapa indray i Pilato, ary niantso an’i Jesoa ka nanao taminy hoe: –Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy?
Malagasy Bible 1865
Ary niditra tao anati-rova indray Pilato, dia niantso an'i Jesosy ka nanao taminy hoe: Hianao va no Mpanjakan'ny Jiosy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niditra tao anaty lapa indray i Pilato, dia niantso an’i Jesosy ka niteny Taminy hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy?
malagasy
Ary niditra tao anati-rova indray Pilato, dia niantso an'i Jesosy ka nanao taminy hoe: Hianao va no Mpanjakan'ny Jiosy?