John 18:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novalin’i Jesosy hoe: Hevitrao ihany va no ilazanao izany sa nisy hafa nilaza Ahy taminao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jesoa namaly hoe: «Anao samy irery izany teny izany, sa an’olon-kafa no nilaza Ahy taminao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Anao samirery izany teny izany sa nisy olon-kafa nilaza Ahy taminao?
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly hoe: Hevitrao ihany va no anaovanao izany, sa nisy hafa nilaza Ahy taminao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia novalin’i Jesosy hoe: Hevitrao ihany va no ilazanao izany sa nisy hafa nilaza Ahy taminao?
malagasy
Jesosy namaly hoe: Hevitrao ihany va no anaovanao izany, sa nisy hafa nilaza Ahy taminao?