John 18:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namaly i Pilato hoe: Moa Jiosy va aho? Ny firenenao sy ireo lehiben’ny mpisorona no nanolotra Anao tamiko; inona moa no nataonao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly i Pilaty nanao hoe: «Fa izaho angaha Jody? Ny firenenao sy ny mpisoronao no nanolotra Anao tamiko, ka inona no nataonao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Pilato kosa niteny hoe: –Fa izaho angaha Jiosy? Ireo olona iray firenena aminao sy ireo lohandoha-mpisorona no nanolotra Anao tamiko; inona moa no nataonao?
Malagasy Bible 1865
Pilato namaly hoe: Moa aho Jiosy? Ny firenenao sy ny mpisoronabe no nanolotra Anao tamiko; inona moa no nataonao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namaly i Pilato hoe: Moa Jiosy va aho? Ny firenenao sy ireo lehiben’ny mpisorona no nanolotra Anao tamiko; inona moa no nataonao?
malagasy
Pilato namaly hoe: Moa aho Jiosy? Ny firenenao sy ny mpisoronabe no nanolotra Anao tamiko; inona moa no nataonao?