John 18:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa misy fomba fanaonareo amin’ny Paska dia ny hanafahako olona iray ho anareo; koa tianareo va raha hafahako ho anareo ny Mpanjakan’ny Jiosy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa araka ny fanao amin’ny Paka dia mandefa olo-meloka izay tianareo aho; koa tianareo ve ny handefasako ny Mpanjakan’ny Jody?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy fanao mahazatra anareo ny andefasako olo-meloka anankiray ho anareo, amin’ny fankalazana ny Paska; koa sitrakareo ve raha halefako ho anareo ny Mpanjakan’ny Jiosy?
Malagasy Bible 1865
Fa misy fanaonareo amin'ny Paska, handefasako anankiray ho anareo; koa tianareo va raha halefako ho anareo ny Mpanjakan'ny Jiosy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa misy fomba fanaonareo amin’ny Paska* dia ny hanafahako olona iray ho anareo; koa tianareo va raha hafahako ho anareo ny Mpanjakan’ny Jiosy*?
malagasy
Fa misy fanaonareo amin'ny Paska, handefasako anankiray ho anareo; koa tianareo va raha halefako ho anareo ny Mpanjakan'ny Jiosy?Ary ireo niantso indray ka nanao hoe: Tsy Ilehio, fa Barabasy; koanefa jiolahy Barabasy.