John 18:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary satria fantatr’i Jesosy izay rehetra hanjo Azy dia nanatona azy ireo Izy ka niteny tamin’ireo hoe: Iza moa no tadiavinareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jesoa tamin’izany, dia efa nahalala rahateo izay rehetra hanjò Azy, ka nitsena azy ireo sy nanao taminy hoe: «Iza no tadiavinareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Jesoa dia efa nahalala izay rehetra hanjo Azy, ka lasa nitsena azy ireo sy nanao taminy hoe: –Iza no tadiavinareo?
Malagasy Bible 1865
Ary satria fantatr'i Jesosy izay rehetra hanjo Azy, dia nivoaka Izy ka nanao tamin'ireo hoe: Iza moa no tadiavinareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary satria fantatr’i Jesosy izay rehetra hanjo Azy dia nanatona azy ireo Izy ka niteny tamin’ireo hoe: Iza moa no tadiavinareo?
malagasy
Ary satria fantatr'i Jesosy izay rehetra hanjo Azy, dia nivoaka Izy ka nanao tamin'ireo hoe: Iza moa no tadiavinareo?