John 18:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ireo niantso indray hoe: Tsy Ilehio, fa i Barabasy; kanefa i Barabasy dia jiolahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nihorakoraka indray izy rehetra ka nanao hoe: «Tsy Izy, fa i Barabasy.» Kanefa jiolahy i Barabasy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantsoantso indray izy rehetra nanao hoe: –Tsy ilay io, fa i Barabasy! Kanefa jiolahy i Barabasy.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo niantso indray ka nanao hoe: Tsy Ilehio, fa Barabasy; koanefa jiolahy Barabasy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ireo niantso indray hoe: Tsy Ilehio, fa i Barabasy; kanefa i Barabasy dia jiolahy.
malagasy
Ary ireo niantso indray ka nanao hoe: Tsy Ilehio, fa Barabasy; koanefa jiolahy Barabasy.