John 18:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary novalin’ireo hoe: Jesosy avy any Nazareta. Hoy Jesosy taminy: Izaho no Izy. Ary teo koa i Jodasy, ilay namadika Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navalin’izy ireo Azy: «I Jesoa avy any Nazareta.» Ka hoy i Jesoa taminy: «Izaho no izy.» Eo koa izany i Jodasy ilay namadika Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’ireo hoe: –I Jesoa avy any Nazareta! Ka hoy i Jesoa taminy: –Izaho no Izy! Teo koa izany i Jodasy ilay manolotra Azy, niaraka tamin-dry zareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo namaly Azy hoe: Jesosy avy any Nazareta. Hoy Jesosy taminy: Izaho no Izy. Ary teo koa Jodasy, ilay namadika Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary novalin’ireo hoe: Jesosy avy any Nazareta. Hoy Jesosy taminy: Izaho no Izy. Ary teo koa i Jodasy, ilay namadika Azy.
malagasy
Ary ireo namaly Azy hoe: Jesosy avy any Nazareta. Hoy Jesosy taminy: Izaho no Izy. Ary teo koa Jodasy, ilay namadika Azy.