John 18:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vao nilaza taminy Jesosy hoe: Izaho no Izy, dia nihemotra ireo ka lavo tamin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nilazan’i Jesoa hoe: Izaho no izy, dia nianòtra izy ireo, ka niankarapoka tamin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nilazan’i Jesoa ry zareo hoe: «Izaho no Izy», dia nianòtra, ka lavo tamin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha Jesosy vao nilaza taminy hoe: Izaho no Izy, dia nianotra ireo ka lavo tamin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha vao nilaza taminy Jesosy hoe: Izaho no Izy, dia nihemotra ireo ka lavo tamin’ny tany.
malagasy
Ary raha Jesosy vao nilaza taminy hoe: Izaho no Izy, dia nianotra ireo ka lavo tamin'ny tany.