John 18:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanontany azy indray Jesosy hoe: Iza moa no tadiavinareo? Dia hoy izy: Jesosy avy any Nazareta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanontany azy indray i Jesoa nanao hoe: «Iza no tadiavinareo?» Dia hoy izy ireo: «I Jesoa avy any Nazareta.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany azy indray i Jesoa hoe: –Iza no tadiavinareo? Dia novalian’ireo hoe: –I Jesoa avy any Nazareta!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nanontany azy indray hoe: Iza moa no tadiavinareo? Dia hoy izy: Jesosy avy any Nazareta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanontany azy indray Jesosy hoe: Iza moa no tadiavinareo? Dia hoy izy: Jesosy avy any Nazareta.
malagasy
Ary Jesosy nanontany azy indray hoe: Iza moa no tadiavinareo? Dia hoy izy: Jesosy avy any Nazareta.