John 18:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hahatanteraka ny teny izay nolazainy hoe: Tsy nasiako very izay nomenao Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no nilaza izany dia mba hahatanteraka ny teny voalazany hoe: «Tsy nisy very izay nomenao Ahy, na dia iray aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany dia mba hahatanteraka ny teny voalazan’i Jesoa hoe: «Ray ô, tsy navelako hisy very tamin’ireo nomenao Ahy na dia iray aza.»
Malagasy Bible 1865
mba hahatanteraka ny teny izay nataony hoe: Tsy nasiako very izay nomenao Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hahatanteraka ny teny izay nolazainy hoe: Tsy nasiako very izay nomenao Ahy.
malagasy
mba hahatanteraka ny teny izay nataony hoe: Tsy nasiako very izay nomenao Ahy.