John 19:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay dia nalain’i Pilato i Jesosy ka nasainy nokapohina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany nalain’i Pilaty i Jesoa ka nasainy nokapohina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nalain’i Pilato i Jesoa ka nasainy nokapohina.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany dia nalain'i Pilato Jesosy ka nokapohiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay dia nalain’i Pilato i Jesosy ka nasainy nokapohina.
malagasy
Ary tamin'izany dia nalain'i Pilato Jesosy ka nokapohiny.